Teny iditra miankarapoka (karapoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fall down at full length [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tomber de tout son long [Hallanger 1974]
Endriteny 
miankarapoka
niankarapoka
hiankarapoka
miankarapoha
Teny mitovy hevitra mikarapoka

2013/04/25