Teny iditra miankina (ankina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra [...]
¶ Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny [...]
¶ Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to recline on, to lean against
¶ to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur)
¶ se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [Abinal 1888]
Ohatra  
1Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [Andraina: Mitaraina, takila 216]
2ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [Callet: Tantara, takila 683]
Ny bikany  
miankina
niankina
hiankina
miankìna

Teny iditra miankina
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   maty (raha olon-dehibe) [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miankìna (ankina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miankina [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/07