Teny iditra miankin-drindrina irery
Singan-teny miankina ; rindrina ; irerỳ
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19