Teny iditra mianoka (anoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim-pankafizana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be slow, to move along leisurely; to suck in perfect contentment. [Richardson 1885]
Endriteny 
mianoka
nianoka
hianoka
mianoha

2012/07/19