Teny iditra miantafika (tafika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go to war [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aller en guerre [1.8]
Ohatra Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantafika
Ny lasa : niantafika
Ny hoavy : hiantafika
Filaza mandidy : miantafiha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31