Teny iditra miantefa (antefa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa [...]
¶ Mihatra amy..., mikasika: Miantefa in [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [Richardson 1885]
Ohatra   Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 25]
Ny bikany  
miantefa
niantefa
hiantefa
miantefà

Teny iditra miantefà (antefa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantefa [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19