Teny iditra miantehitra (antehitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [Richardson 1885]
Ohatra   Miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Endriteny  
miantehitra
niantehitra
hiantehitra
miantehera

2012/07/19