Teny iditra miantitra (antitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaraka hatramin' ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
miantitra
niantitra
hiantitra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31