Teny iditra miantonta (antonta (tonta))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera, midaboka, potraka
Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra amin' izany ka mitandrema [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantonta
Ny lasa : niantonta
Ny hoavy : hiantonta
Filaza mandidy : miantontà

Teny iditra miantontà (antonta (tonta))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantonta [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31