Teny iditra miantoraka (antoraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin' ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin' ny reniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to throw stones, spears, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
miantoraka
niantoraka
hiantoraka
miantoraha

2012/07/25