Teny iditra miantra (antra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [Richardson 1885]
   to have compassion on, to give help to [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avoir pitié de, faire l'aumône; [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. [Andraina: Mitaraina, takila 61]
Ny bikany  
miantra
niantra
hiantra
miantrà

Teny iditra miantrà (antra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantra [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19