Teny iditra miantsa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tsanganan-tromba [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miantsa (antsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Tanosy] Mihira [Rakotosaona 1972]
 Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to chant in praise of the sovereign. Redup. also used. [Richardson 1885]
Endriteny 
miantsa
niantsa
hiantsa
miantsà

Teny iditra miantsà (antsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/19