Teny iditra miantsambotra (antsambotra (sambotra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitsambikina, miantoraka: Niantsambot [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to jump, to spring up at, to fly at one. [Richardson 1885]
   to leap up, to jump, to start [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bondir de surprise; sauter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miantsambotra
niantsambotra
hiantsambotra
miantsambora
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/15