Teny iditra miantsampy (antsampy (sampy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsambikina amin' ny...: Niantsampy teny amin' ny tompony ilay alika
¶ Mianika, mananika: Niantsampy teny amin' ny lamosin-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to spring upon, to leap upon. [Richardson 1885]
Endriteny 
miantsampy
niantsampy
hiantsampy
miantsampaza, miantsampia
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31