Teny iditra |
miantsena
(tsena)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny [1.1]
|
Ohatra | Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miantsena |
Ny lasa : |
niantsena |
Ny hoavy : |
hiantsena |
Filaza mandidy : |
miantsenà |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
miantsenà
(tsena)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsena
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|