Teny iditra miantsoantso (antsoantso (antso))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miteny mafy, milelalela
Mitovy hevitra: manao antso valala ~ manao lela miakatra ~ mijajaka ~ mikiakiaka [Rajemisa 1985]
Ohatra   ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay. [Andraina: Mitaraina, takila 212]
Ny bikany  
miantsoantso
niantsoantso
hiantsoantso

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/17