Teny iditra miantsoavaly (soavaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaingina soavaly, mitaingin-javatra ohatra ny mitaingin-tsoavaly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantsoavaly
Ny lasa : niantsoavaly
Ny hoavy : hiantsoavaly
Filaza mandidy : miantsoavalia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05