Teny iditra miantsona (antsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
¶ Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [Richardson 1885]
 to come to harbor, to anchor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay entrer en rade, ancrer [Hallanger 1974]
Ohatra Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]
Endriteny 
miantsona
niantsona
hiantsona
miantsòna

Teny iditra miantsòna (antsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsona [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/19