Teny iditra miantsoroka (antsoroka (soroka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miantsoroka
niantsoroka
hiantsoroka
miantsoroha
Ohatra Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2013/04/17