Teny iditra miantsoroka adidy (soroka, adidy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy manatanteraka adidy tsy maintsy atao [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpitovy hevitra manao adidy ~ mandray adidy ~ manefa adidy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31