Teny iditra | miantso tody | |
Singan-teny | miantso ; tody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manana alahelo aman' olona noho ny ratsy nataony tamin' ny tena, ka mirary an' io ratsy io hihatra aminy ihany koa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |