Teny iditra miapanapana (apanapana (apana))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
Mitovy hevitra: mikorapadrapaka ~ mipapapapa ~ mipempena ~ mipepipepy ~ miraparapa ~ mitotototo foana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go about foolishly, to stagger, to vacillate. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miapanapana
niapanapana
hiapanapana
miapanapàna
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra miapanapàna (apanapana (apana))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miapanapana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19