Teny iditra miapoka (apoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an-dalambe izy noho ny harerahany be loatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to fall prostrate, to fall at full length, to be prostrate. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miapoka
niapoka
hiapoka
miapoha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19