Teny iditra miara (ara)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mamarana, mandrefy
¶ mamatra voa madinika na ranon-javatra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   mamatra [Bara] [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
miara
miaran'
miaran-
miaram-
miara-
niara
niaran'
niaran-
niaram-
niara-
hiara
hiaran'
hiaran-
hiaram-
hiara-
Fitovian-keviteny   mamara

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/09