Teny iditra | miaraka amin' izay | |
Singan-teny | miaraka ; amin' izay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | At once [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tout de suite [1.8] | |
Ohatra | Nisolo akanjo haingana izy, ary nasain' Ineny namonjy fandriana niaraka aminizay sady nirakotra tsara.
[2.332] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |