Teny iditra miarina (arina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana n [...]
¶ Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: < [...]
¶ Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: [...]
¶ Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to sit up, to rise up as one in bed, to be erect. [Richardson 1885]
   to sit up; to be erect [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se mettre sur son séant; être d'aplomb [Hallanger 1974]
Ohatra   antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 99]
miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [Callet: Tantara, takila 28]
Ny bikany  
miarina
niarina
hiarina
miarena
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19