Teny iditra miari-tory
Singan-teny miarina ; tory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Minia tsy matory noho ny antony iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used in speaking of those who keep awake in tending the sick, etc., or doing any work at night. [1.2]
Ohatra Anendrena mpiandry faty, atao mameno ny trano miaritory, ka andrahoan-kena indroa na intelo anio alina. [1.437]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14