Teny iditra miary (ary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to turn aside so as to avoid contact with anything. (Prov.) [Richardson 1885]
Ny bikany  
miary
niary
hiary
miaria

Teny iditra miary
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mijoro mahitsy
¶ mitsangana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miary
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] miala [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14