Teny iditra miasa (asa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to till, to labour, to work. In the provinces it means to count. [Richardson 1885]
   to till the soil; to work [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   travailler la terre; travailler [Hallanger 1974]
Ohatra  
1- tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 145]
2Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]
Ny bikany  
miasa
niasa
hiasa
miasà
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra miasà (asa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa [firaketana]
Ohatra   Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [Rajemisa 1985]

Teny iditra miasa (asa)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   sharpened, whetted. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/17