Teny iditra miatatra (atatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
¶ Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
¶ Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to eat voraciously or ravenously; to weep much; to be confounded; to be dead. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miatatra
niatatra
hiatatra
miatara

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/15