Teny iditra miatiaty (atiaty)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Feno tafahoatra (kibo)
¶ Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka iray [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/15