Teny iditra miatrana (atrana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   cocked, ready. [Richardson 1885]
Ohatra   na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [Andraina: Mitaraina, takila 229]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19