Teny iditra miatrika (atrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [Richardson 1885]
Ohatra Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [Andraina: Mitaraina, takila 204]
Endriteny 
miatrika
niatrika
hiatrika
miatreha

2012/07/19