Teny iditra miavaka (avaka)
Sokajin-teny   matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy   Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
¶ Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be separate, to be asunder, to separate one's self. [Richardson 1885]
   to be separate, to show one's individuality [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être séparé; se distinguer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miavaka
niavaka
hiavaka
miavaha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/21