Teny iditra miavosa (avosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in a heap, as rice, manioc, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay S’accumuler, être entassé [1.3]
Ohatra 
1Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576]
2Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika. [2.857]
3Miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miavosa
Ny lasa : niavosa
Ny hoavy : hiavosa
Filaza mandidy : miavo

Teny iditra miavo (avosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavosa [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/14