Teny iditra miavotra (avotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy being likely to be redeemed [Richardson 1885]

Teny iditra miavotra (avotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manongotra ny ketsa hafindra any an-tanimbary
¶ Mitovy amin' ny manavotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To root up, to pluck up, to eradicate [Richardson 1885]
Endriteny 
miavotra
niavotra
hiavotra
Fitovian-keviteny manavotra
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/12/21