Teny iditra miavovona (avovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miavovona
niavovona
hiavovona
Ohatra Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 10]

2013/04/17