Teny iditra | mibà (ba) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra ba: Mikiraro tsy mibà marina i Balita [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To wear socks or stockings. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chausser des bas, porter des bas [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | amby, mbay, mbia, mibà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |