Teny iditra mibabababa (babababa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
¶ Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scream, to vociferate, to cry out for help. [Richardson 1885]
 to scream, to cry for help [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [Abinal 1888]
 pousser de haut cris [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibabababa
nibabababa
hibabababa
mibabababà
Ohatra Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 16]

Teny iditra mibabababà (babababa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibabababa [fitanisana]

2013/09/06