Teny iditra mibaby (baby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
¶ Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana krtitianina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Porter sur le dos: Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos)
¶ fig. supporter, endurer [Abinal 1888]
Famaritana anglisy to carry on the back [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porter sur le dos [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibaby
nibaby
hibaby
mibabe
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra lndreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2013/09/06