Teny iditra mibada (bada)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miakanakana mbola tsy mahay miteny [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mibada
nibada
hibada

Teny iditra mibada (bada)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandrara, misakana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06