Teny iditra mibadabada (badabada (bada))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mipentsompentsona, mivatsavatsa [Rakotosaona 1972]
 Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona
¶ Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Parler avec incohérence, confusément [Abinal 1888]
Endriteny 
mibadabada
nibadabada
hibadabada
mibadabadà

Teny iditra mibadabadà (badabada (bada))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/09/06