Teny iditra mibafoka (bafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Se vautrer, rester mollement couché [Abinal 1888]
Endriteny 
mibafoka
nibafoka
hibafoka
mibafoha

2013/09/06