Teny iditra mibaikabaika (baikabaika (baika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy afa-mandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaikany fandehan' i Koto taorian' ny nanaovana hasoanana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to step or walk in a mincing and affected manner. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Marcher en écartant les jambes [Abinal 1888]
Endriteny 
mibaikabaika
nibaikabaika
hibaikabaika
mibaikabaikà

Teny iditra mibaikabaikà (baikabaika (baika))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibaikabaika [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/09/06