Teny iditra mibaka (baka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihataka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to diverge so as to form an angle, to diverge in undue proportion. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibaka
nibaka
hibaka
mibakà

Teny iditra mibakà (baka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/20