Teny iditra mibanaika (banaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra tsy taitra, tsy rototra; mihaminkamina fatratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk slowly. Compare bonaika [Richardson 1885]
Endriteny 
mibanaika
nibanaika
hibanaika
mibaneha

2012/07/23