Teny iditra mibandrina (bandrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijery mifantoka olona amin' ny maso mivontirika, mahatahotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibandrina
nibandrina
hibandrina
mibandrìna

Teny iditra mibandrìna (bandrina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibandrina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16