Teny iditra mibango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana [Rajemisa 1985]
  [Tanala] manao volo, mirandrana, mandamim-bolo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to wear the hair in the form of bango. [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
mibango
nibango
hibango
mibangoa

Teny iditra mibango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mankafy [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to take enjoyment, to take delight in something. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mibango
nibango
hibango
mibangoa

Teny iditra mibango
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] midera [Rakotosaona 1972]

2012/07/20