Teny iditra mibanjina (banjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to stare at, to look intently at [Richardson 1885]
 to stare at, to look intently at [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay contempler [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 regarder [Abinal 1888]
 regarder fixement [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibanjina
nibanjina
hibanjina
mibanjìna
Ohatra 
1Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [Rajohanesa: Kintana]
2-- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 90]

Teny iditra mibanjìna (banjina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibanjina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2014/07/31