Teny iditra mibaraingo (baraingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miolikolika, miolanolana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make crooked, curved or bent. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibaraingo
nibaraingo
hibaraingo
manabaraingoa
Teny nalaina 

2012/07/20